Nombre de messages: 2 Age: 28 Localisation: UK Date d'inscription: 01/10/2007
Sujet: profil Lun 1 Oct - 20:25
manin kay ra asian anaran' promotion anatin'ny profiln' ol?? De tkn manao recensement kel ny mpandrindra oe manin no tsisy feno dol ny informations am profiln'ol rehetra. raha mis fotoan....
Nombre de messages: 146 Age: 29 Date d'inscription: 24/05/2007
Sujet: Re: Fanontaniana Lun 1 Oct - 23:37
tsy te hameno ny profil ny ny olona sasany satria tsy te ho fantatra. menatra angamba. nakoa manjary tsy afaka manao zavatra tsy fahita masoandro koa no antony