AGRO Madagasikara Mitafa
Forum des Anciens de l'Ess Agro Antananarivo Madagasikara
AccueilAccueil  FAQFAQ  RechercherRechercher  S’enregistrerS’enregistrer  ConnexionConnexion  
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujet
 

FITSINJO

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas 
Aller à la page : Précédente  1, 2, 3, 4, 5, 6
AuteurMessage
blue style




Age : 69
Inscrit le : 05 Mar 2007
Messages : 247

MessageSujet: Re: FITSINJO   Mar 27 Nov - 11:55

msaotra natsiaro ry dreamcast a!!! zany v ts i fifie? blue style mbola eo andala-mpahasitranana.d hita eo tohiny
vloma e!!
ai v mbola mis prom fitsinjo mba manoratra iany ato @zao e
zay aloh ef ts ntsofoka tsony elaela fa tsis kil mits d leo b e
okay e
Revenir en haut Aller en bas
fonky101




Inscrit le : 15 Mar 2007
Messages : 87

MessageSujet: Re: FITSINJO   Sam 15 Déc - 13:48

ary to niova le roxanna lelika e!io ndray ve ny vao2?
Revenir en haut Aller en bas
ratovonasy




Age : 28
Inscrit le : 25 Mai 2007
Messages : 137

MessageSujet: Re: FITSINJO   Sam 15 Déc - 14:34

aza manôsika lesy ry foonky ah. izy ary mba mampahafantatra n tenany fa tsy miafina ko.
_________________
toovs
Revenir en haut Aller en bas
blue style




Age : 69
Inscrit le : 05 Mar 2007
Messages : 247

MessageSujet: Re: FITSINJO   Dim 16 Déc - 21:01

za v tenen lah lety!!
roxanna aona lty?
LUXANA lty ny anaran'iny fa ts zany roxanna lah zany a. le @ letirage celtel iny iz ra ts tadidin lah? efa ts iny tsony lty zao a. misyfarany daholo zavatra rehetra
Revenir en haut Aller en bas
blue style




Age : 69
Inscrit le : 05 Mar 2007
Messages : 247

MessageSujet: Re: FITSINJO   Dim 16 Déc - 21:07

ary mety ho fatatra elah ndray v zao io ry fonky???????????
mbola b mpafatatra noho i LUXANA (tvm) na ko oe NANAH (RDJ sy CELTEL) aloh io @zao e.lol
ah le monde des PEOPLE!!!!!!!!
Revenir en haut Aller en bas
fonky101




Inscrit le : 15 Mar 2007
Messages : 87

MessageSujet: Re: FITSINJO   Ven 21 Déc - 16:42

miala tsiny leisy za manimba ny espoir-nla fa tena tsy fantatro io an. mba teneno leisy ny kil ze anananla num ary ry blue momba anle pro 31 a. Tsy oe ela no tsy te hande d sao d ny ol no tsy ampalalanla eo (sans restriction).Sao d za ndray no mahazo tsiny refa avy eo. Sady le izy mi dependre @ol mande no maha poins na tsy maha poins azy.
Revenir en haut Aller en bas
blue style




Age : 69
Inscrit le : 05 Mar 2007
Messages : 247

MessageSujet: Re: FITSINJO   Sam 29 Déc - 18:11

ef b mpafatatra ar pro anlah ko!!! ra tina ar ef niantso anah! de ra dom ef nteny anah d ra haja efa mahalala!!! ko iza ndray mbola ho teneniko eo. sitraka efa kopy. sa vololona any canada no ho teneniko. ai efa kopy ko izy. fa ts aiko ra ho tonga.lol.
iza tsony. num fatatro v ts efa fatatr elah daholo. sady akotrzay very daholo t@ le phone taloh.

ra ts njer pazzapa aloh elah ts ahafatatra an'io mits ry fonky a
Revenir en haut Aller en bas
ratovonasy




Age : 28
Inscrit le : 25 Mai 2007
Messages : 137

MessageSujet: Re: FITSINJO   Mar 1 Jan - 8:39

bônané daholo e
zay no azoko ambara de veloma hoy ny antsoiny e
_________________
toovs
Revenir en haut Aller en bas
blue style




Age : 69
Inscrit le : 05 Mar 2007
Messages : 247

MessageSujet: Re: FITSINJO   Mar 1 Jan - 22:32

marzany ra zokiny a. d ho anlah koa e!

marina le kozin lah ra fonky fa ra mampanao voting la d mety marina kozin lah fa nefa samy manana specificité iz roa. mampitovy biby ts mtovy mits elah. ray aloh sure fa sady lava no misy nono no mis vody.ekena. ray ts d mis anzay fa iz kosa manana charme no photogenique.mitsiky lava. samy ts navoha daholo reo taloha fa nietsketsika sy karakara tena refa niakatra sehatra sy télé e. zao aloh le kelkel b mpiantso b e. fa nraty moa ts mpizara num phone e.zay ts itovizany ko.
hita mits elah fa namaky tato aloh nijery télé t@ androany
okay e
Revenir en haut Aller en bas
fonky101




Inscrit le : 15 Mar 2007
Messages : 87

MessageSujet: Re: FITSINJO   Lun 25 Fév - 19:29

Mba in ry zareo ny vao2 a? ankoatry ilay fiancçailles bandy akama.to tsisy ita tsony.
Revenir en haut Aller en bas
papelika




Inscrit le : 03 Mar 2007
Messages : 180
Localisation : Antananarivo ville

MessageSujet: Re: FITSINJO   Ven 18 Avr - 15:28

chaluu daolo e! mangingina be izy zan le! zay ary ts maharaka oe iza no nanato fiançailles. in malaza ry fonky a! nareo toa henonay oe lasa gôda be hihihi! tsara e!
Revenir en haut Aller en bas
papelika




Inscrit le : 03 Mar 2007
Messages : 180
Localisation : Antananarivo ville

MessageSujet: Re: FITSINJO   Ven 18 Avr - 15:29

mety mikandra dolo ve d any ambanivohitra d tsis net? quand meme kosa e!
Revenir en haut Aller en bas
ratovonasy




Age : 28
Inscrit le : 25 Mai 2007
Messages : 137

MessageSujet: Re: FITSINJO   Dim 25 Mai - 3:36

FANIRY BE MATO...!!!! hahahaha
_________________
toovs
Revenir en haut Aller en bas
papelika




Inscrit le : 03 Mar 2007
Messages : 180
Localisation : Antananarivo ville

MessageSujet: Re: FITSINJO   Lun 26 Mai - 11:16

mialona nga fa ts mis ny sipan ty?
Revenir en haut Aller en bas
ratovonasy




Age : 28
Inscrit le : 25 Mai 2007
Messages : 137

MessageSujet: Re: FITSINJO   Lun 26 Mai - 12:49

ny sipako ary tsy fantatr'ity ko. sady zah ngah naninona moa, faniry be matotra r'ty no tiako hotenenina an, sa mety hampialona izany fahamaorana izany? mety ho possible izany an.
_________________
toovs
Revenir en haut Aller en bas
papelika




Inscrit le : 03 Mar 2007
Messages : 180
Localisation : Antananarivo ville

MessageSujet: Re: FITSINJO   Jeu 5 Juin - 19:02

matotra ve? asa! za ts mahalala. toa otran ts marina zan! hihihi
Revenir en haut Aller en bas
ratovonasy




Age : 28
Inscrit le : 25 Mai 2007
Messages : 137

MessageSujet: Re: FITSINJO   Ven 6 Juin - 10:26

zao koa ve ty de mbola tsy ho matotra foana fa tssss, tsy efa firy zay ny zanak'ity sy papelikae, sa mbola tsy natao mariazy.
Manaova am zay mariazy mipoapoaka
Dia ataovy bobaka be le vary sy toaka
ny laoka indray ataovy virakiny be
am zay voky ny valala mandry be

_________________
toovs
Revenir en haut Aller en bas

FITSINJO

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut 
Page 6 sur 6Aller à la page : Précédente  1, 2, 3, 4, 5, 6

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
AGRO Madagasikara Mitafa :: Sehatra :: Andiany-
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujet